|
|
|
|

Entrée1  grefy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Famindrana tsimo-kazo iray na tahonny misy masony amin' ny hazo hafa mitovy karazana aminy ka asisika amin' ny hoditry ny vatan' ity faharoa mba hahazoana karazana tsaratsara kokoa [1.1]
Explications en français  4 greffe [1.13]
Exemples  5  Ary ny mimoza sy ny grefy maro karazana dia vao niseho hatramin’ ny 1885 eo ho eo. [1.437]
Vocabulaire  6  Botanique: (en général)
Tous les mots composés  7  9 combinaisons de ce mot

Mis à jour le 2025/11/09