Entrée haavo (avo)
Partie du discours nom
Définition malgache Toetran' ny zavatra avo: Tsy hay refesina ny haavon' ity trano be ity [Rajemisa 1985]
 refy mijidina takatry ny zavatra iray
¶ haavo ilaina: elanelan'ny haavon'ny valindrihana sy ny zanatohatra mba tsy hampidona ny loha. [Vocabulaire: Economie: bâtiments, travaux publics] [SLP 1986]
Définition française hauteur
¶ haavo ilaina: échappée. [Vocabulaire: Economie: bâtiments, travaux publics]
¶ haavon'ny feo: tonalité
¶ haavon'ny tepa: montant [SLP 1986]

Entrée haavo
Partie du discours nom
Définition malgache Tsipika miala avy amin' ny tendro iray ka mijadona amin' ny lafy mifanandrify amin' io [Rajemisa 1985]

2010/04/04