Entrée | 1 hafàna |
Radical | 2 fana |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Toetran' ny zavatra mafana: Arakaraka ny hafanan' ny andro no tokony hanaovana akanjo maivana [1.1] 5 tondron'ny hafanana na ny hatsiâkan'ny zavatra iray [1.13] |
Explications en français |
6 température [1.13] |
Tous les mots composés | 7 2 combinaisons de ce mot |
Synonymes | 8 mari-pana |
Anagrammes | 9 faha~na, fahana, 10 fanaha, 11 hafàna |
Mis à jour le 2025/10/09 |
![]() |