| Entrée | 1 hafenoana |
| Radical | 2 feno |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Toetran' ny zavatra (rano na voa) betsaka ka tonga hatramin' ny moron' ny toerana misy azy: Ny hafenoan' ny ro no nahatonga azy hitobaka. Matetika koa anefa ny hafenoana dia enti-milaza ny zavatra misy ny rano na ny voa izay tonga hatreny amin' ny molony: Ny hafenoan' ny tsangambaoa no nahatonga ny ro hitobaka Habetsahana (fihetseham-po): Mila tsy ho tanako ny sandriko hamely anao noho ny hafenoan' ny foko [1.1] |
| Tous les mots composés | 5 noho ny hafenoan-drano be loatra |
| Synonymes | 6 hafeno, fahafenoana |
| Anagrammes | 7 fahenoana, 8 fanehoana, 9 hafenoana |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|