Entrée hafina (hafy)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Iaretana: Hafio ny hatsiaka, anaka, fa tsy manana afa-tsy ireo lamba ireo isika [Rajemisa 1985]
Morphologie 
hafina
hafiko
hafinao
hafiny
hafintsika
hafinay
hafinareo
hafin'
hafin-
hafim-
hafi-
nohafina
nohafiko
nohafinao
nohafiny
nohafintsika
nohafinay
nohafinareo
nohafin'
nohafin-
nohafim-
nohafi-
hohafina
hohafiko
hohafinao
hohafiny
hohafintsika
hohafinay
hohafinareo
hohafin'
hohafin-
hohafim-
hohafi-
hafio

Entrée hafina
Partie du discours nom
Définition malgache  [Betsimisaraka] karazan'ovy any anaty ala fihinana raha mosary [Rakotosaona 1972]
 Karazan-kazo fianakavian' ny rofia sy ny ravinala, izay fihinana ny fakany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a species of fern. Marattia fraxinea, Sm.
¶ a shrub with edible fruit. [Richardson 1885]
Vocabulaire 
Nom scientifique Marattia fraxinea

2012/12/07