|
|
|
|

Entrée1  hahana
Radical  2 haha
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Vahana: Hahao ity kofehy ity
5 Alana amin' ny fatorana: Hahao ny ombikely fa mampalahelo
6 Saratsarahina, ravana: Nohahan' ilay mpamboatra azy ny famantaranandroko
7 Afahana, votsorana: Matetika amin' ny fetim-pirenena misy gadralava hahan' ny filohan' ny Nosy [1.1]
Explications en anglais  8 to be untied, unloosed, or unknotted. [1.2]
Explications en français  9 qu'on délie, qu'on dénoue, qu'on détache, qu'on dévisse; qu'on démonte, qu'on met en liberté:
10 Taloha nohahana ny gadralava rehetra nony nisy mpanjaka vaovao (Autrefois on mettait en liberté tous les prisonniers à l'avènement d'un nouveau souverain) [1.3]
Exemples  11  Ary raha Miral, na Borozany, no manan-kadisoana, ka tsy toko hahafaty aina, dia ataony gadralava, misy aza ny sasany, dia gadralava tsy avelany ho hahana mandra-pahafatiny. [2.59#]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :
Tous les mots composés  16 fonosim-bato, haham-bato

Mis à jour le 2025/11/17