| Entrée (1/2) | 1 hahazana |
| Radical | 2hahy |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en anglais |
4to be dried by exposure to the sun.
[Provincial]
[1.2] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 93 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/2) | 11 hahazana |
| Radical | 12hahy |
| Partie du discours | 13 nom |
| Explications en malgache |
14Ny zavatra ahahy, ny zavatra tiana ho maina ka apetraka eo amin' ny hainandro: Vato tsindry hahazana (ilazana ny vato ataingina eo amin' ny sisin' ny tsihy anahazam-bary mba tsy hikopahan' ny tsihy rehefa tsofin' ny rivotra).
[1.1] |
| Explications en anglais |
15the things exposed to the sun or air..
[1.2] 16things put out in the sun to dry. [1.7] |
| Explications en français |
17le séchoir.
[1.3#205] 18ce qu'on met à sécher au soleil. [1.8] |
| Exemples |
19 Raha tonga' tany Tsiazompaniry anefa dia sendra ny ora-tampoka nandena ny hahazana, nanaovan' olona am-bilana sy be noho vitsy, namelarana tadivavarana ary nanaovana fandri-totofana sy longoa mitoto-bozaka ka latsaka tao am-bavan' ny mamba;
[2.587#]
|
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|