Entrée hajia
Partie du discours nom
Explications en malgache Vola (na zavatra) fandoa araka ny fomba efa narahina ela ho fanajana sy ho fanoavana ny mpanjaka na ny tompomenakely na ny olona ambony. (Hatramin' ny vodiakoho naterina ho an' ny ray aman-dreny avy aza dia natao hoe hajia, ka araka izany, dia angamba mety ho avy amin' ny teny hoe haja ihany ny hajia)
(Ankehitriny) Ilay singan-tsary kely saram-pandefasana taratasy amin' ny paositra. Misy hajia karazany roa: ny hajian-taratasy ary ny hajian-ketra [1.1]
Explications en anglais A tax, revenue, income arising from a feudal estate. [Mal. hajia, a present.] [1.2]
Explications en français Revenu, impôt, taxe, redevances payées aux seigneurs [1.3]
 Timbre [1.13, 1.5]
Exemples Mampita ny hafatra an-tsoratra amin'ny fitondrana taratasy misy hajia izy. [2.117]
Mots composés 
Origine Malais: hajia (tolotra).
Illustrations 

Mis à jour le 2023/10/29