|
|
|
|

Entrée1  halavorariana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  lavorary
Explications en malgache  4  [1.1] Toetran' ny zavatra na olona tonga amin' ny fanaperana ka tsy misy hokianina intsony ny aminy: Sarotra ny mahatratra ny halavorariana / Mahavariana ny halavorarian' ny milina ao amin' ny tenan' olombelona
Synonymes  5  fahalavorariana

Mis à jour le 2025/07/29