Entrée hangana
Partie du discours nom
Explications en malgache Mangidy
Lafo, tsy ara-bidiny fa mihoapampana loatra: Manao hangana loatra ianao ka hividy any an-kafa aho [1.1]

Mis à jour le 2020/07/31