Entrée hanginana (gina)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny zavatra mangina, tsy andrenesana feo na tabataba: Mahalasa vinany ny fahanginana etỳ ambanivohitra (tsy tokony hafangaro amin' ny fanginana: tsy fitenenana) [1.1]
Synonymes fahanginana

Mis à jour le 2023/02/12