Entrée haniry > maniry (iry)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache [ mañiry ] [Tanala] mitsiriritra: Mañiry mañitre dia koa kivahe miambojon-daro (mitsiriritra ny manitra toa alika miambozon-koditra) [Rakotosaona 1975]
 Mitady hahazo, mitady ho: Maniry an' io toerana io mafy Rakoto ~ Maniry ny ho sakaizanao izy
¶ Mitsiriritra: Aza maniry fananan' olona, hoy Andriamanitra ao amin' ny didy fahafolo
Mitovy hevitra: mandritika ~ mangetaheta mitsiriritra ~ mangirika ~ mibidibidy ~ miharana ~ mikatsaka ~ milela-tanana ~ milendalenda ~ mirary ~ mitady ~ mitelin-drora ~ mitomany [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise to wish for, to desire [Hallanger 1973]
Traduction française désirer, convoiter [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Morphologie 
maniry
naniry
haniry
maniria
Citations 

Entrée haniry > maniry (tsiry)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Ilazana ny voa izay alevina ao anaty tany ka velona misy aina ary mitombo ho azy irery ao: Maniry sahady ilay namboleko / Maniry ny volombavako
¶ Mitsimoka: Maniry daholo ny hazo amin' ny lohataona
¶ Mitombo: Maniry marina ny tsy fisian' asa amin' izao andro izao [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise to sprout, to grow [Hallanger 1973]
Traduction française pousser, croître [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Morphologie 
maniry
naniry
haniry
maniria