Entrée hany koa
Mots élémentaires hany ; koa
Partie du discours locution
Explications en malgache Irery ihany (fanaon' ny mpanoratra eo alohan' ny anarana tiana hofaritana): Hany koa Rakoto no zana-dray aman-dreniny (Rakoto irery ihany no zana-drainy sy reniny) [1.1]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/26