| Entrée (1/2) | 1 haolo |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Dia, mirenireny, tsy voatamana hiara-mipetraka amin' ny olona: Amboa haolo, omby haolo Mandosindositra olona, kaody: Haolohaolo iny tovolahy iny. (Aza afangaro amin' ny hoe aolo: tsy misy olona, tsisy mponina) [1.1] |
| Explications en anglais |
4 wild, untamed, applied chiefly to wild cattle easily soared, as birds frequently shot at [1.2] 5 wild [1.7] |
| Explications en français |
6 sauvage [1.8] |
| Tous les mots composés | 7 4 combinaisons de ce mot |
| Synonymes | 8 haolohaolo |
| Proverbes | 9 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/2) | 10 haolo |
| Partie du discours | 11 nom |
| Explications en malgache |
12 Fiasana fandoahan-koditra, fampiasan' ny mpanao kiraro indrindra [1.1] |
| Vocabulaire | 13 Outils |
| Anagrammes | 14 aholo, 15 haolo, 16 laoho, 17 loaho, 18 Ohola |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|