|
|
|
|

Entrée (1/2)1  harakaraka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 karazam-borona [1.1]
Explications en anglais  4 [Provincial] a bird, a peculiar species of roller. Eurystomus madagascariensis, L. [1.2]
Vocabulaire  5  Zoologie: oiseaux

Entrée (2/2)6  harakaraka
Partie du discours  7  nom
Explications en malgache  8 [Betsimisaraka] aretina heverina fa hazo tamin'ny zavatra nihoanina tany an'ala, ka mandoa izay ny olona voan'ny harakaraka [1.78]
9 [Sihanaka] areti-mandalo [1.78]
Vocabulaire  10  Santé

Mis à jour le 2026/02/04