| Entrée | 1 haranana | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Paosy faharoa (manarakaraka ny takoribabo) amin' ny vavonim-borona, izay misy vatokely madinika be dia be manorotoro ny sakafony [1.1] 4 taovam-pandevonankanin'ny vorona, mpanorotoro ny sakafo [1.13] | 
| Explications en anglais | 5   the gizzard [1.2] | 
| Explications en français | 6   gésier [1.3#218, 1.13] | 
| Tous les mots composés | 7 3 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 8 Zoologie: (en général) | 
| Synonymes | 9 dimany | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |