Entrée harangaranina (harangarana)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Jerena amin' ny loaka kely, tsikilovina: Noharangaraniko tamin' ny varavarankely ilay vahiny [1.1]
Explications en anglais To be peeped at through a hole, or a small opening. [1.2]
Morphologie 
Présent : harangaranina, harangaraniko, harangaraninao, harangaraniny, harangaranintsika, harangaraninay, harangaraninareo, harangaranin', harangaranin-, harangaranim-, harangarani-
Passé : noharangaranina, noharangaraniko, noharangaraninao, noharangaraniny, noharangaranintsika, noharangaraninay, noharangaraninareo, noharangaranin', noharangaranin-, noharangaranim-, noharangarani-
Futur : hoharangaranina, hoharangaraniko, hoharangaraninao, hoharangaraniny, hoharangaranintsika, hoharangaraninay, hoharangaraninareo, hoharangaranin', hoharangaranin-, hoharangaranim-, hoharangarani-
Impératif : harangarano
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/20