|
|
|
|

Entrée1  haron-doa-body
Mots élémentaires  2  harona, 3  loa-body
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  ilazana ny harona loaka ny fanambaniny ka manary izay rehetra atao ao anatiny, ka ny hoe mitahiry an-karondoa-body dia mahery manangona nefa verivery na lanilany foana izay voangona [1.1]
Explications en anglais  6  (literally a basket with a hole in it), a wasteful person [1.7]
Explications en français  7  (littéralement et figuré) panier percé [1.8]
Tous les mots composés 

Mis à jour le 2025/09/12