| Entrée | 1 hatavezina |
| Radical | 2 tavy |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Atao tonga matavy, afahy: Hatavezo ireto kisoa ireto ambara-piveriko
5 Ampitomboina ny filaza azy, itarina anaovana laza masaka: 6 Nohataveziny erỳ ny fitantarana ny ady baolina [1.1] |
| Explications en anglais |
7 see tavy.
[1.2] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|