Entrée (1/2) | 1 hatavy |
Partie du discours | 2 forme morphologique de matavy |
Radical | 3 tavy |
Exemples |
4 [1.437] Nisy lehilahy iray nafahiny hatavy ka nomeny izao karazan-kanimpy rehetra izao 5 [2.69#233] ka raha izy irery no tsy tia, dia mitoto koba isika hatavy, fa ny dada tsy mba lany |
Entrée (2/2) | 6 hatavy |
Partie du discours | 7 nom |
Radical | 8 tavy |
Explications en malgache |
9 [1.1] Toetran' ny olona na biby matavy, botrefona; habotrefona: Tsy afa-mandeha intsony ity vorona ity noho ny hatavezany |
Synonymes | 10 hatavezana |
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot hatavy |
Anagrammes | 12 hatavy, vahita |
Mis à jour le 2025/05/16 |
![]() |