Entrée hatezerana (tezitra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Tsy fahafaliana amin' olona iray, izay mety hitarika hamely azy; hasosorana; havinirana: Ny hatezerana, hono, hadalana miserana
Mirehitry ny hatezerana, misafoaka, misamontotra, mifoaka, mitroatra, mifoaba [1.1]
Vocabulaire 
Synonymes fahatezerana
Mots composés 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/05