|
|
|
|

Entrée1  hatsara
Partie du discours  2  nom
Radical  3  tsara
Morphologie 
4  Simple :
5  Préfixée :
Tous les mots composés 
Explications en anglais  7  [1.7] excellence; goodness
Explications en français  8  [1.3#754] l'état de ce qui est beau, bon
9  [1.8] excellence; bonté
Exemples  10  [4.27#] Miankina amin' ny fitaovana ampiasaina anefa ny hatsara sy hazavan' ny famotopotorana sy fanadihadiana atao;
11  [1.317#] Nozarina hifoka sy higoka izany hatsara sy hanitry ny zava-kanto frantsay izany ny zatovo malagasy, ka dia nanadino tsikelikely ny hatsara na ny hanitry ny maha-Malagasy azy.
Synonymes  12  fahatsara

Anagrammes  13  hatsara, sahatra

Mis à jour le 2025/08/10