Entrée havaloana (valo)
Partie du discours nom ou adjectif
Définition malgache Mandritra ny valo andro: Vitsy no maharitra tsy mihinana havaloana
¶ Halavam-potoana valo andro: Vao fito andro izay ka nahoana no tonga sahady ianao? Tsy andriko intsony ny havaloana ko [Rajemisa 1985]
Définition anglaise in eight days
¶ the eighth day [Richardson 1885]
Définition française huit jours [Abinal 1888]
Vocabulaire 

2010/05/16