Entrée haviazina (havia)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Enti-milaza fiasana raisina amin' ny tanan-kavia avy ambony ary amin' ny tanan-kavanana avy ambany rehefa miasa aminy [1.1]
Morphologie 
Présent : haviazina, haviaziko, haviazinao, haviaziny, haviazintsika, haviazinay, haviazinareo, haviazin', haviazin-, haviazim-, haviazi-
Passé : nohaviazina, nohaviaziko, nohaviazinao, nohaviaziny, nohaviazintsika, nohaviazinay, nohaviazinareo, nohaviazin', nohaviazin-, nohaviazim-, nohaviazi-
Futur : hohaviazina, hohaviaziko, hohaviazinao, hohaviaziny, hohaviazintsika, hohaviazinay, hohaviazinareo, hohaviazin', hohaviazin-, hohaviazim-, hohaviazi-
Impératif : haviazo

Mis à jour le 2023/01/20