Entrée havokavoka
Partie du discours nom
Définition malgache Taova anankiroa, havia sy havanana, ao anaty tratra, mifono ao anaty kitapo roa sosona atao hoe plevra, ka fiafaran' ny fitaovam-piaina. (Entin' ny traokabe, izay mizarazara ho zana-traoka eo am-pidirana amin' ny havokavoka, ny rivotra ka miafara any amin' ny kitapon-drivotra kely an' analinaliny; ao anatin' ireo kitapon-drivotra kely ireo no mifandray ny mpanelira madinika sy ny mpamerindra madiniky ny havokavoka, ka ny ra mena mainty entin' irery voalohany, mivesatra gaza karbonika, dia miova ho mena midorehitra noho ny oksizenan' ny rivotra, ka dia entin' iretsy faharoa kosa indray any amin' ny fo) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise the lungs, the lights. [Richardson 1885]
Définition française poumons [Rajaonarimanana 1995]
Vocabulaire 

Entrée havokavoka
Partie du discours nom
Définition malgache Kapoka mandrivorivo, fikapohana na famelezana mafy tsy misy indrafo. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise flogging, beating, striking. See kapoka, vely. [Richardson 1885]
Dérivations 

Entrée havokavoka (havoka)
Partie du discours nom
Dérivations 
Analogues  volo/colors/couleurs

2011/04/13