Entrée ha~ina
Partie du discours circumfixe [Mots avec ha~ina]

Entrée haina
Partie du discours adjectif
Définition malgache fototeny tsotra niavian' ny fototeny mivoatra hoe maina. Amin' ny Betsileo anefa dia mbola miasa manokana ihany koa ny hoe haina. Ohatra: Haino eo ambony afo eo itoy lamba itoy [Ravelojaona 1937]
Dérivations 
Morphologie 
haina
haino

2019/08/17