Entrée hehy voraka (hehy, voraka)
Partie du discours expression
Définition malgache fihomehezana tsy araka ny fo fa ataotao fotsiny mba hanambarana fa faly, na dia tsy izany loatra aza [Rajemisa 1985]

2010/06/26