Entrée helo
Partie du discours nom
Définition malgache  [Tanala] mivezika [Rakotosaona 1972]
 Zavatra miserantserana sy manakontakona avy eo ambony loha. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise hovering, wavering, as something above a window. See helana, hero-hero. [Richardson 1885]
Dérivations 
Synonymes helohelo

Entrée helo
Partie du discours nom
Définition malgache Toerana any amin' ny fiainan-tsy hita inoan' ny mpivavaka kristianina ho fitoeran' ireo ratsy fanahy teto an-tany ka ijaliany amin' ny tsy fahitany an' Andriamanitra; afobe [Rajemisa 1985]
Définition anglaise hell [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Définition française l'enfer [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Origine Anglais: hell.
Articles 

2017/06/29