| Entrée | 1 hendratre |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 [Tanala] taitra tampoka ka tsy mahateny intsony: ka ba mañisy an'io koja fa mahendratre ny akama ( aza mba manao izany fa manapaka lalan-drà ny sasany)
[1.78] |
| Mis à jour le 2026/02/04 |
|