Entrée hentana
Partie du discours nom
Définition malgache Fahavakiana mitsefatsefaka hita amin' ny tanimbary diso maina loatra: Vaky hentana [Rajemisa 1985]
Définition française Crevasse, fente, fissure [Abinal 1888]
Dérivations 
Exemples Tandremana sao tsy mbola vaky hentana ny tanimbary ka asaina, ary tadidina tsara fa raha tsy efa maty sakivy indray izy ka efa lava somotra ny tsiriry, tsy azo vakina ny bainga, izany hoe avela ho dobo rano maharitra tsara ho niohaka ny tany vao hosena. [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 20]

2016/11/03