|
|
|
|

Entrée 1  hentitra
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3 Tapaka tsy misy romoromo mitazona azy intsony; enti-milaza teny hanambarana fahatapahan-kevitra tsy miova intsony: Tapaho ataovy hentitra tsara ny resaka [1.1]
Explications en anglais  4 sharply cut off; definite, clear. [1.7]
Explications en français  5 Coupé, rompu net [1.3]
6 rompu net; nettement décidé ou exprimé . [1.8]
Exemples  7  hoy aho hentitra dia hentitra. [2.4#107]
8  Tsy nisy valin-teny hentitra avy taminy. [2.356#195]
9  Nony voa hentitra dia alefa ilay basy ray vava. [2.48#81]
10  Raha tsy misy fepetra hentitra dia hitatra hatrany ity fanimbana ala ity. [2.445#63]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Combinaisons  21  4 expressions, toponymes, etc... avec ce mot

Mis à jour le 2026/02/26