Entrée hevi-dravina
Mots élémentaires hevitra ; ravina
Partie du discours locution
Explications en malgache Hevitra tsy izy, fiheverana kitoatoa sy raikiraiky; fisainana kitoatoa ary tsy marina [1.1]
Explications en français Utopie, rêverie [1.5]
 Mythe [1.4]
Exemples Nampandamoaka ny ezaka noho ny hevi-dravina ideolojika sy ny finiavana hifehy ny "kilalao politika" eny ifotony [4.27]
Vocabulaire 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/03/09