Entrée hevo
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fanatsinkafonana ny ranon-tany hahatsara ny fambolena. [Rajemisa 1985]
Dérivations  

Entrée hevo
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Bara] lohamalemy [Rakotosaona 1972]
   faritry ny lohan-jaza tsy mikatona ny taolana [SLP: Voambolana]
Définition française   fontanelle [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  
Synonymes   lohamalemy

2011/04/13