Entrée hifotra
Partie du discours adjectif
Définition malgache Tsentsina, tampina (entina milaza indrindra ny sofina notevehina ka feno nofo indray): Ela tsy nikavina izy ka hifotra indray ilay lavaka natao teo amin' ny nanevehana azy
¶ Fenofeno matavy [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Synonymes hifitra

2009/10/21