Entrée hilahila (hila)
Partie du discours nom
Explications en malgache Tsy fahamarinan-toerana fa mitongilangilana, tsy fipetrahana tsara amin' ny toerana iray ihany fa firaidraikana mialoha sy miaoriana, miankavia sy miankavanana [1.1]
Dérivés 
 
Synonymes hila

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20