Entrée himpina
Partie du discours adjectif
Définition malgache Feno tsara, tonga eo amin' ny fetran' ny famarana; manerana azy manontolo: Himpina ny tokotany
¶ Tonga amin' ny isa ilana azy: Himpina ny isan' ny mpianatra
Mitovy hevitra: feno hika ~ hiboka ~ hipoka ~ hivoka [Rajemisa 1985]
Autres orthographes 

2013/10/15