Entrée hirifana (hirika)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Loahana: Nohirifana tamin' ny fandraka ny hazo
Tadiavina ho fantatra, haro-fana: Nohirifany mafy ny hahalala ny hevitro
Bina mafy ho azo: Hirifako io boky io [1.1]
Morphologie 
Présent : hirifana, hirifako, hirifanao, hirifany, hirifantsika, hirifanay, hirifanareo, hirifan', hirifan-, hirifam-, hirifa-
Passé : nohirifana, nohirifako, nohirifanao, nohirifany, nohirifantsika, nohirifanay, nohirifanareo, nohirifan', nohirifan-, nohirifam-, nohirifa-
Futur : hohirifana, hohirifako, hohirifanao, hohirifany, hohirifantsika, hohirifanay, hohirifanareo, hohirifan', hohirifan-, hohirifam-, hohirifa-
Impératif : hirifo

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/05