Entrée hitikitika
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fikasihana faritra sasany amin' ny tena ka mahatonga hihomehy sy hihetsika; kibokibo; fanaitairana ny saina mba hiteny na hanao (jereo Kitikitika). [Rajemisa 1985]
Dérivations  

Entrée hitikitika
Partie du discours   nom
Définition française   [Tankarana] nom d'une espèce d'oiseau, petit hibou, crécerelle. § hitsikìtsika. [David 1952 (takila H)]
Vocabulaire  
Synonymes   hitikitiky

2017/03/10