Entrée hoaka
Partie du discours   nom
Définition malgache   Lavaka, loaka anatin' ny hazo, vatolampy
¶ Fisokafan'ny vava mitanatana mba hamoaka rivotra amin'ny fotoana mahanoana na ta hatory
¶ Hery sy feo re rehefa mandoa [Rajemisa 1985]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  

Entrée hoaka
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Tambahoaka] varavarankely [Rakotosaona 1972]
   varavarankely boribory na lavalava fanao ambany tafo [SLP: Voambolana]
Définition française   oeil de boeuf [SLP: Voambolana]

Mis à jour le 2010/10/05