Entrée hogo
Partie du discours   nom
Définition malgache   Filamaky ny volo: Tsara hogo izany voionao izany
¶ Fandaminana ny volo misaritaka mba hilamaka isara: Mahatsikaiky ny hogo volon' Ibozy
¶ Fandraotana ny tsira-kofehy hilantolanto [Rajemisa 1985]
Traduction française   action de peigner, soit les cheveux, soit le chanvre [Abinal 1888]
Dérivations  

Mis à jour le 2012/02/14