Entrée |
hoho
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Karazandrazana tandroka maniry eo amin' ny loha rantsana: Hohon-tsaka ¶ Rangotra: Safosafo tonga hoho (Rabearivelo) [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | a claw; a finger or toe nail [Hallanger 1973]
|
Traduction française | griffe, ongle [Hallanger 1974]
|
Vocabulaire |
Dérivations |
Mots composés, titres, noms |
|
Articles |
|
Entrée |
hoho
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | [Tanosy]
tranombitsika ambony hazo [Rakotosaona 1975]
|
| [Sakalava]
Karazam-bitsika vaventy izay manao trano tany amin' ny hazo, mahery mihazakazaka, misy poizina mampanaintaina raha voakaikiny [Rajemisa 1985]
|
Vocabulaire |
|