| Entrée (1/2) | 1 hoika | 
| Partie du discours | 2 interjection [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 3   Teny tenenina raha sempotra na sasatra nony mijanona na mijoro kely avy niaka-piakarana: Hoika! mideza koa izany raha fiakarana [1.1] | 
| Explications en français | 4   mot que prononcent les gens fatigués en prenant haleine [1.3] | 
| Dérivés | 
 | 
| Autres orthographes | 6 hoiky | 
| Entrée (2/2) | 7 hoika | 
| Partie du discours | 8 interjection [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 9   kina-teny kely tsy misy heviny, mitovy amin' ny hoe iky, ary ampiarahina mandrakariva amin' ny hoe mandehana hoika [1.10] | 
| Explications en français | 10   mot explétif, comme iky [1.3] | 
| Autres orthographes | 11 hoiky | 
| Anagrammes | 12 ahiko, 13 akiho, 14 haoky, 15 hoaky, 16 hoika, 17 kaiho, 18 kaohy, 19 kiaho | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |