Entrée holandey
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Ny mponina tompon-tany ahy amin' ny tanin' i Holandy: Mipetraka amin' ny tany ambanin' ny haavon' ny ranomasina ny Holandey
Momba an' i Holandy na an' i Holandy na avy any Holandy: Sarotra ny mandresy ny ekipa holandey amin' ny baolina kitra [1.1]
Explications en anglais Dutchman, Dutchwoman
Dutch [3.1]
Explications en français Hollandais, hollandaise [3.1]
Vocabulaire 
Origine Français: hollandais.
Analogues  Holandy

Mis à jour le 2020/07/31