| Entrée | 1 holoka |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Loaka ny ao anatiny, hoboka Mpandaingalainga na fetsifetsy. [1.1] |
| Explications en français |
4 creux, cave à l'intérirue Figuré: madré, roué [1.3#264] |
| Exemples |
5 Ary amin' izany dia hitantsika indraindray ny hazo lehibe mbola velona, nefa holoka ny ao anatiny.
[1.357#]
|
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 9 holoka aty |
| Anagrammes | 10 haloko, 11 holoka |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|