Entrée hongotra
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Tambahoaka, Tanala] tongotra: Misy aby laha hongotra ka laha taña hoy i lehy migadra (samy misy ny tongotra aman-tanana hoy ilay migadra/mifatotra) [Rakotosaona 1972]
Définition française   [Tankarana] pied. § tòngotra. [David 1952 (takila H)]
Vocabulaire  

2017/03/10