Entrée honjihonjy
Partie du discours adjectif
Définition malgache Irery, tsy misy afa-tsy... (enti-milaza olona tokana na vitsy izay marihina fa mandeha irery); tsy misy olonkafa miaraka aminy: Honjihonjiko izaho irery nody tamin' iny takariva iny ~ Honjihonjinay telo mianaka nihazo iny lalana mianavaratra iny [Rajemisa 1985]
Autres orthographes 

2012/12/20