Entrée hono
Partie du discours participe
Définition malgache Teny atao eny afovoan' ny teny lazaina na mamarana azy ka enti-milaza fa mpamerina fotsiny izay voalaza ny tena ary tsy tompon' antoka amin' ny fahamarinany: Manavy, hono, Rakoto, ka tsy tonga niasa [Rajemisa 1985]
Définition anglaise they say [Hallanger 1973]
Définition française on dit [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 dit-on [Abinal 1888]
Dérivations 
Exemples 
1Iza avy, hono, no mba ory? [Rabemolaly: Fary, page 69]
2dia gaga, hono, izy roa vavy. [Rabezandrina: Ikotofetsy, page 37]
3Avy any Arabia, hono, ny fiaviany. [FOFAFIPE: Rosovola, page 112]
4Izany Iarivo izany, hono, ka malama maina. [Rajaonarivelo: Bina, page 18]

2017/03/22