Entrée horona
Partie du discours nom
Définition malgache Fanadiovana zavatra toy ny taratasy, tsihy, kofehy hivoromborona eo amin' izay nitoerany ihany: Horonan-taratasy
¶ Fandanonana sy fampirimana ny zavajavatra
¶ Fikainkonana sy fiketronana
¶ Fambaboana fananana. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a roll [Hallanger 1973]
Définition française rouleau [Hallanger 1974]
Dérivations 
Synonymes horonana

Entrée horona
Partie du discours nom
Définition malgache Karazan' ahitra fanao kitay, na kifafa koa noho izy henjana [Rajemisa 1985]

Entrée horona
Partie du discours nom
Définition malgache  [Bara] fihazana bibidia toy ny lambo, ombimanga, ets [Rakotosaona 1972]

2012/02/14