Entrée horovy
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Hypsipetes ourouvang, Cm., na Hypsipetes madagascariensis, Muller] karazam-boronkely manja mainty ny volony, lavalava ny rambony, mpihinana voankazo, toy ny voan' ny sevabe; eny amoron' ala no be azy; ny fanenony no niavian' ny anarany hoe tsikorovana , fa hoatra ny miteny izany izy rahefa maneno. [Ravelojaona: Firaketana]
Définition française   [Tankarana] nom d'une espèce d'oiseau. [David 1952 (takila H)]
Vocabulaire  
Nom scientifique   Hypsipetes madagascariensis
Synonymes   horova ~ horovana ~ sokonina ~ sokoreva ~ tsikorovana

Entrée horovy
Partie du discours   nom
Définition malgache   Karazam-bahy fanao ody tazo ny fakany [Rajemisa 1985]
Vocabulaire  

2017/12/11