Entrée hosina
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fifotetahana amin' ny fotaka, na vovoka, na loko, na loto; fandraisana adidy amin' ny raharaha iray ara-pianakaviana ka manao tsy miroa fo mihitsy
Mitovy hevitra: tavona [Rajemisa 1985]
Dérivations  

Entrée hosina
Partie du discours   nom
Définition malgache   Haba varahina na volafotsy; fonjan-javatra boribory na boribory lavalava. [Rajemisa 1985]
Dérivations  

Mis à jour le 2012/12/22